Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Marsa, 2015
Manohitra Ny Fananganana Moskea Ao Avaratr'i Thailandy Ireo Mponina Bodista
Thailandy dia firenena ahitana bodista ny ankamaroan'ny mponina raha mandrafitra ny 5 isanjaton'ny mponina kosa ny Miozolomana. Tsy faly amin'ny tsy fahazakana asehon'ny mpanao fihetsiketsehana ny Thailandey sasantsasany.