· Jolay, 2013

Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Jolay, 2013

Borian'i Tailandy ny Fanampiana mikasika ny Vidim-bary

  19 Jolay 2013

Nanambara ny governemanta any Tailandy fa mihena ny famatsiam-bola ho an'ny vary izay nomeny ireo mpamboly efatra tapitrisa. Natao hampitombo ny tahirin'ireo mpamboly izany. Manameloka ilay tetikasa fitsinjovana ny voka-bary ho niteraka ireo fatiantoka goavana ara-bola teo amin'ny sehatry ny fambolem-bary ireo mpitsikera.