Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Mey, 2019
Misy fampiasa ao amin'ny Facebook ampiasain'ny Junta ao Thailand hanangonana adiresy imailaka

Asehon'ny ampamoaka iray vaovao hoe hatraiza ny fahavononan'ny governemanta Thai hanova ny aterineto — tafiditra amin'izany ny media sosialy — mba ho amin'ny ilàny azy.