· Jolay, 2008

Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Jolay, 2008

Azia AtsimoAtsinanana: Loharanon'angovo fanolo

  04 Jolay 2008

Noho ny fidangan’ny vidin-tsolika, maro ireo firenena avy any Azia Atsimo-Atsinanana no nanamafy ny ezaka ho fitrandràhana loharanon’angovo hafa ho fanolo. Eny fa na dia ireo firenena mpamokatra solitany toa an’i Malezia, Indonezia sy Brunei aza dia samy mampiasa vola hitrandraka angovo azo avaozina avokoa. Tena andrandraina sy ilaina ny...