· Janoary, 2011

Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Janoary, 2011

Thailandy: Miverina indray ireo mpanohitra miakanjo mena

  17 Janoary 2011

Ireo mpanohitra ny fitondrana miakanjo mena any Thailand no nanetsika ireo mpikambana ao aminy an'arivony tao afovoan'ny Bangkok hanohy ny fitakiany ho amin'ny fanovana demokratika any an-toerana. Milaza ny mpitandro ny filaminana fa nahazo olona 30 000 ny fihetsiketsehana fa ireo mpikarakara kosa milaza fa 60 000 no nidina an-dalam-be. Ity...