Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Aogositra, 2018
29 Aogositra 2018
Indonezia: Namely an'i Indonezia ny horohorontany, re hatrany Singapaoro sy Bangkok
Horohorontany iray nahatratra 7.9 tamin'ny refy Richter no namely ny akaikin'ny Nosy Sumatra tany Indonezia. Nandefa fampitandremana ny mety hisian'ny tsunami ireo manampahefana ao Malezia, Indonezia ary Inde. Nibilaogy momba ireo horohorontany ren'izy ireo ny tany Azia Atsimo Atsinanana.
24 Aogositra 2018
Mampiasa graffiti hitsikerana ny fitondrana miaramila ao Thailandy ilay mpanakanto ‘Headache Stencil’
Amin'ny alàlan'ny graffiti sy hosodoko amin'ny rindrina, mampiseho ny fitarainan'i Thailandy ankehitriny ho amin'ny demokrasia sy ny fanavaozana ilay mpanakanto miafina Headache Stencil.
21 Aogositra 2018
Kambodza : Ny Politikan'ny Vary
[...] vokatry ny fampanofàna tany kambodziana amin'i Vietnam mpifanila vodirindrina aminy mba hahafahany mampitombo ny velarantany fambolena ho an'ny sehatry ny indostriam-pambolena[...] Mampanahy an'i Yeap ny zavamisy sao hivadika ho titra filazana ny maha-tompon'ny tany ireo fifanarahana [...] endrika mampiavaka ny kolontsaina kambodziana ny vary
19 Aogositra 2018
Thaïlandy : Songkran Mainty
(2009) Songkran, ny fetin'ny taombaovao Thaï, izay ankalazaina ny 13 ka hatramin'ny 15 Aprily dia matetika no fotoana iray feno fifaliambe ao Thaïlandy. Antsoina hoe "Songkran mainty" ny Songkran amin'ity taona ity nanomboka tamin'ny nisian'ilay fifandonana teo amin'ny miaramila sy ireo mpanao hetsipanoherana ny fitondrana ankehitriny. Roa ireo mpanao fihetsiketsehana...
18 Aogositra 2018
DoGooderTV: Nisokatra ny fifidianana ho an'ny lokan'ny lahatsary tsy mitady tombontsoa
Nifarana ny Asabotsy 25 Aprily 2009 ny fifantenana ireo mifaninana Loka DogooderTV 2009 NonProfit Video, ary azo nojerena tao amin'ny tranonkalany ireo lahatsary samihafa nalefan'ireo fikambanana mba hampiroboroboana ny lohahevitra. Hasehonay anao androany ny sasany tamin'ireo lahatsary nifaninana izay nifantoka tamin'ny olana iraisampirenena.
17 Aogositra 2018
Thailandy : Nokaramaina Hanao Fihetsiketsehana Ve Ny Lobaka Mena?
Nihetsika nandritra ny herinandro telo ny Lobaka mena ; nangataka ny fialan'ny praiminisitra Abhisit Vejjajiva izay ampangain'izy ireo ho tonga eo amn'ny fitondràna tamin'ny fomba tsy ara-dalàna
14 Aogositra 2018
Horohorontany tany Laos, re hatrany Thailandy
Namely ny avaratra andrefan'i Laos ny horohorontany nahatratra 6,1 amin'ny refy Richter. Tsy nisy niresaka momba ny horohorontany tamin'ireo bilaogera vitsivitsy tao Laos tamin'ny fotoana nanoratana. Nisy ireo bilaogera no nanoratra momba ilay horohorontany tany Thailandy izay mpifanolo-bodirindrina aminy.
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...
Miarahaba an'i jentilisa. Ity no hasiako fanamarihana manokana "Tsy maintsy mahay manoratra amin'ny teny Frantsay ianao...