Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Aogositra, 2013
Te-hanara-maso Ireo Resadresaka Ao Amin'ny Rindrambaiko LINE I Thailandy
Nokasaina hanaraha-maso ireo fandrahonanany fiandrianam-pirenena anaty Aterineto izany volavolan-dalàna izany. 15 tapitrisa ireo olona mampiasa ny LINE ao Thailandy.