Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Aogositra, 2014
Noraran'ny Fitondra-Miaramila ao Thailandy ny ‘Tropico’, Lalao amin'ny Solosaina Miresaka Didijadona Miaramila
Avelan'ilay lalao ho lasa mpanao didijadona antsoina hoe 'El Presidente' ny mpilalao ary manao fanonganam-panjakana ao amin'ny nosi-paradisa tropikaly iray.