· Febroary, 2011

Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Febroary, 2011

Thailand: Mpitantana Tranonkala Miatrika Fitsarana

  18 Febroary 2011

Tonian-dahatsoratry ny fampahalalam-baovao iray tsy miankina no miatrika fitsarana any Thailand fa hoe nanitsakitsaka ny Lalàna momba ny Heloka Bevava Atao amin'ny alalan'ny Solosaina. Manara-maso akaiky mihitsy ny fitsaràna an'i Jiew ireo mponin'ny aterineto, ny mpanao gazety ary ireo mpiaro ny zon'olombelona. izay tohina mahita ny toerana misy ny fahalalahan'ny aterineto any Thailand