Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Jona, 2023
Mifindra lalana mankany amin'ny demaokrasia i Thailandy taorian'ny fandresena miezinezina tamin'ny fifidianana
Tamin'ny fifidianana ankapobeny tamin'ny alahady (14 mey), resin'ireo antoko mpanohitra teo aloha ireo antoko tohanan'ny miaramila izay nitondra an'i Thailandy hatramin'ny fanonganam-panjakana tamin'ny taona 2014 sady naneho ny fahavononany hanangana governemanta vaovao.