Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Marsa, 2012
Thailandy: Fomba Miavaka Manokana Fandravahana Fiarakaretsaka Ao Bangkok
Noforonina efatra taona lasa izay, ny bilaogy Still Life in Moving Vehicles dia nanasongadina karazan-tsary samihafa mahasondriana amin'ny fanaingoana ireo fiarakaretsaka ao Bangkok. Dale Konstanz, izay nanomboka nanangona ireny sary ireny efa ho taona dimy mahery izao, dia mitantara ny aingam-panahy nanosika azy hanao ilay tetikasa anaty aterineto. Indreto ny...
Thailandy: Voatsiny Noho Ny Tahan'ny Fitondrana Vohoky ny Tanora Ny Facebook
I Thailandy no manana taha ambony indrindra eo amin'ny tanora bevohoka erantany. Tombatombanana ho 120.000 isan-taona ireo tanora mitondra vohoka tsy nirina, ary toa hoe anisan'ny tompon'andraikitra mahatonga izany vohoka tsy niriana izany ny Facebook izay tambajotra sosialy fanta-daza, raha mino ny famintinana naroson'ny Foibem-pirenena misahana ny fampandrosoana ara-toe-karena sy sosialy (NESDB)...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...