Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Novambra, 2015
Tsy tian'ny mpitondra fahefana ity fanazavana an-tsary mampiseho ny tokony hanitsiana ny lalàna fanimbazimbana ny mpanjaka ao Thailandy ity
Nampanantsoin'ny manampahefnaa miaramila ny toniam-baovao antseraseran'ny Prachatai ity noho ilay fanazavana an-tsary, izay heverin-dry zareo ho "manjavozavo ka mety hiteraka tsy fifankahazon-kevitra" ao Thailandy.