· Marsa, 2018

Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Marsa, 2018

Thailandy: Ao Anatin'ny Fonjan'i Bangkok

  23 Marsa 2018

Voafonja tao amin'ny fonjan'i Bang Kwang i Gary Graeme Jones , fonja mafy fiarovana ho an'ny lehilahy ao Thailandy. Navoaka tao amin'ny bilaogin'ireo mpanohana azy ny taratasy sy ny tatitra nataon'i Gary. Mampahafantatra ny vahoaka ny momba ny fepetra iainan'ny voafonja ao amin'ity tranobe famonjana malaza ratsy ity ilay bilaogy.