Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Marsa, 2019
Polisy “manam-pahaizana” momba ny lèse majesté ao amin'ny raharaha itsarana ny Prachatai
Vahoaka mpanohana maro be no nanatrika ny fitsarana momba ny "lése majesté" an'i Chiranuch Premchaiporn, webmaster ao amin'ny tranokalam-baovao antserasera tsy miankina ao Thailand, Prachatai, izay ao anatin'ny andro fahafito ao amin'ny Fitsarana Heloka Bevava ao Bangkok. Nisy mpitsara faharoa nanampy an'i Kampala Rungrat hajaina, mpitsara zokiolona omaly.
Chiang Mai, mankalaza ny Parady LGBT voalohany tao anatin'ny folo taona i Thailandy
Mijoro hananana zo ho lavitry ny herisetra izahay. Mijoro hanan-jò hanatsarana ny fiainanay izahay sy hisaintsainana ny tantaran'ny vondrom-piarahamoninay
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...