· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Avrily, 2018

Thailandy: Famoriam-bahoaka sy ny vaovao farany ao amin'ny Twitter

  17 Avrily 2018

Mihodidina ny tranoben'ny Parlemanta ireo mpanao fihetsiketsehana manohitra ny governemanta ao Thailandy tamin'ny alatsinainy maraina. Notarihan'ny Firaisam-bahoaka ho an'ny Demokrasia (PAD), te-hanongana ny governemanta ireo mpanao hetsi-panoherana. Nafindra vonjimaika tany amin'ny Seranam-piaramanidina Don Mueang ny biraon'ny filoha ao amin'ny firenena.