Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Septambra, 2014
Naaton'ny Miaramila Thailandey Ilay Famelabelaran-kevitry Ny Oniversite Momba Ny “Fanjakana Tsy Refesi-Mandidy”, Tazoniny Ireo Profesora.
Nolazain'ireo mpampianatry ny Oniversite samihafa ao Thailandy ho toy ny fanafihana ny fahalalahana akademika ireo fanapahan-kevitra noraisin'ny foloalindahy.