Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Jolay, 2011
Thailandy: Nihetsika Tamin'ny Fandresen'ny Mpanohitra Ireo Mpampiasa Aterineto.
Ny kandidàn'ny mpanohitra Yingluck Shinawatra no vehivavy Thailande voalohany ho tonga eo amin'ny toeran'ny Praiminisitra, noho ny nahazoan'ny antokony Pheu thai seza maherin' ny 260 tamin'ny fifidianana natao androany (03 Jolay 2011).