Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Febroary, 2020
Niompana tamin'ny adihevitra momba ny zon'olombelona any amin'ireo faritany avaratra-atsinanana ilay Fivoriambe tao Tailandy
"Mila manao izay hahamenatra ny governemanta isika, na hanao izay hahatsapan'izy ireo ny henatra tokony ho tsapany amin'ny fampiasany herisetra sy fampitahorana an'ireo mponina izay miezaka fotsiny miaro ny fivelomany."