Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Janoary, 2017
Ny Andro Niovan'i Bangkok sy ireo Faritany Thailandey Hafa Ho Maitso Tao Amin'ny Google Maps
"Oviana isika no nanana ala maro tao Bangkok ? " hoy ny mpisera Twitter iray nanontany .
Tsy Mahita Esoeso Amin'ny Fametrahana Dinôzôro Eo Anoloan'ny Tranom-panjakana Ny Fitondrana Miaramila Thailandey
"Marobe ireo dinôzôro ao amin'ny tranom-panjakana... misy vitsivitsy koa aza tazana ao ivelany."
Tafika Thai Manasa Ankizy Hilalao Fitaovam-piadiana Tena izy, Fiara Mifono Vy ary Angidimby Fitondra Manafika
"[Zarinay] hifanerasera amin'ny miaramila sy fitaovam-piadiana ry zareo. Amin'ny fampifaneraseràna azy ireo, mianatra ny mitia ny miaramila ry zareo ary hatramin'ny faniriana hanao miaramila aza"
Mandrahona Ny Fahalalahana Miteny Sy Ny Fanafenantsoratra Ny Lalàna Famaizana Vaovao Ara-Solosaina Ao Thailandy

"Ny fanomezana fahefana be loatra ireo manampahefam-panjakana mba hanao fitsarana manokana momba izay heverin'izy ireo ho fandikan-dalàna no fahadisoana lehibe indrindra tamin'ity fanitsiana ny volavolan-dalàna ity."
Mafana Fo Iray Nosamborina Noho Ny Fiampangàna Ho Nanompa Sy Nizara Lahatsoratra Momba Ny Mpanjaka Vaovao ao Thailand

Mpampiasa Facebook efa ho 2.500 no nizara ilay lahatsoratra, nefa ny polisy nisafidy mpikatroka mitaky ny famerenana amin'ny laoniny ny demokrasia any Thailand.