Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Febroary, 2018
Thailandy: Sivana Ataon-tena, Nofafan'ny YouTube Ny Lahatsary Miantso Fanoherana Mpanjaka
Miasa tsara ny sivana eo amin'ny YouTube - mangingina. Ny iray amin'ireo lahatsary nosivanina mangingina dia afaka hita manerana izao tontolo izao, afa-tsy ao Thailandy irery ihany.