· Febroary, 2012

Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Febroary, 2012

Ny Fiara Kodiaran-telon'i Azia Atsimo Atsinanana

  22 Febroary 2012

Tuktuk, Beca, Kuliglig, Trishaw, Pedicab, Becak, Tricycle. Ireo no kodiaran-telo malaza be mpanana any amin'ny faritra Azia Atsimo Atsinanana. Hita eny an-dalan'ny tanandehibe izy ireny, saingy miezaka ny handrara ireny posisposy hita na aiza na aiza sy efa entin'ny motera mitatitra olona ireny ny governemanta maro.