Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Febroary, 2019
Thailandy: Fiampanga sivy hanenjehana ny Prachatai, webmaster

Nosamborina tamin'ny 6 Marsa teo ambany ny Lalàna mifehy ny Heloka An-tsolosaina ao Thailandy i Chiranuch Premchaiporn, webmaster ao amin'ny vavahadim-baovao antserasera tsy miankina, Prachatai ao Thailandy
Thailandy: Voasakana ny WordPress.com

Miala tsiny. TOT Plc., amin'ny maha-fikambanana ho an'ny vahoaka Thailandey azy, dia nametra ny fidirana amin'ity tranonkala ity satria misy votoaty, lahatsoratra, ary/na sary tsy mendrika ka misy fiantraikany amin'ny sain'ny vahoaka Thailandey manerana ny firenena izany ka tsy azo ekena. "
Thailandy: Fikasana hanakana ny tranonkala manohitra ny fanjakana

Nikasa ny hanangana rindrin'afo ny governemanta Thailandey mba hanakanana ireo tranonkala heverina ho maniratsira ny fitondram-panjaka ao amin'ny firenena, sy ny votoaty hafa amin'ny aterineto izay heverina ho tsy mendrika.
Namoaka ny vokatry ny fanivanana ao Azia ny OpenNet Initiative

Nanao fikarohana momba ny aterineto ao Azia sy manerana izao tontolo izao nanomboka tamin'ny taona 2002 ny OpenNet Initiative (famoahana feno: nandray anjara koa aho), ary vao haingana no namoaka ny tatitra farany momba ny fanarahamaso sy ny fifehezana ny aterineto any Azia, ary indrindra any Shina.