Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Jolay, 2012

Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Jolay, 2012

27 Jolay 2012

Lahatsary: ‘Ndao Hotetezintsika Ny Tsena Manerana Ny Tany

Feno loko , feo sy fiainana maro ny tsena, na aiza na aiza misy azy eto amin'izao tontolo izao. Miaraha aminay mandritra ny fitsidihanay - an-tsary sy lahatsary - ireo tsena any El Salvador, Meksika, India, Indonezia sy Thailand.

06 Jolay 2012

Azia Atsimo Atsinanana: Toeran'ny Ady An-trano Goavana Indrindra Misy Eto An-tany Amin'izao Fotoana

Mbola be lavitra noho ny tora-pasika fotsy manjopiaka, ny tempoly sy ny hotliny no azo ambara momba an'i Azia Atsimo Atsinanana : Tsy dia resahana matetika fa hoe raha ny marina dia toerana isian'ny ady an-trano maharitra indrindra teto ambonin'ny tany ilay faritra, ny toerana nizaka ny zera baomba mavesatra...

02 Jolay 2012

Thailandy: Maty Tany Am-ponja Ilay Lahiantitra Voampanga Ho Naniratsira Fanjakàna

Notanana am-ponja nandritry ny 20 taona tao Thailand i Akong, lahiantitra iray 61 taona noho izy nandefa sms maro nambara ho naniratsira ny fianakavian'ny mpanjaka. Maty izy andro vitsivitsy taorian'izany. Nanakiana ny governemanta ny vondrona miaro ny zon'olombelona noho izy tsy nanaiky namotsotra an'i Akong izay voan'ny homamiadana.