Tantara mikasika ny Thailandy tamin'ny Aogositra, 2011
Tokony Hanondrotra Ny Karama Farany Ambany Ve i Thailandy?
Zavatra anisan'ny nampanatenain'ny praiminisitra Yingluck Shinawatra sy ny Antoko Pheu Thai ny hanondrotana ny karama farany ambany ao Thailandy izay manodididina ny 160 baht ho lasa 300 Baht (US$10) ny andro iray. Araka ny efa nampoizina dia mandà izany fanondrotana ny karama farany ambany izany ny mpandraharaha. Ireto misy fihetseham-po avy amin'ny bilaogera