· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Janoary, 2008

Faritry Balkan : “Jestdej”

  28 Janoary 2008

Sleeping with Pengovsky no manala sarona ny fomba ataon'ny mpihira Krôasiana hihirana ilay hira malaza ‘Yesterday’-n'ny tarika ‘the Beatles’ : … For all of you native speakers out there –...

Shina: fitohanan'ny fiaran-dalam-by

  28 Janoary 2008

Noho ny firotsahan'ny ranomandry be loatra any Hunan dia voatohintohina aok'izany ny fifamoivoizan'ny fiaran-dalam-by. Azo jerena ao amin'ny  56.com (zh) ny toe-draharaha ao Guangzhou. Nahazo ny lahatsoratra avy amina mpanao...

Tanzania : Lava-baton'ny andevo

  16 Janoary 2008

Namangy lava-bato nanafenana andevo any Zanzibar i Ore: “Slaves were hidden in here after trade in slaves was abolished. The cave is a dank pit, which appeared to spiral into...

Filazam-panairana Tazovony ao Brezila

  14 Janoary 2008

“Nanantitra ny filazalazana amin’ireo mpizahatany manam-pikasana ny hitsidika ny faritra sasantsasany ny fitondrana Breziliana fa misy aretina tazovony raikitapisaka any ”. Azonao jerena ao amin’ny Brazil Travel Blog ny toerana...

Ejipta: Entana Shinoa

  12 Janoary 2008

Efa fantatrao ny toekarenan’ny Repoblika Entim-bahoakan’ny Shina, iray amin’ny toekarena mivelatra indrindra eto ambonin’ny tany. Tsy atao mahagaga ny fahitana entana Shinoa eny an-tsena eto Ejipta noho ny fitomboan-karena Shinoa...

Ireo pejinay momba an i Tsidika

Fizahantany, Tsangatsangana, Vezivezy