Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Janoary, 2018
Fampahafantarana Ireo Peace Corps Bilaogera Ao Maraoka
Ahitana vondrona bilaogera marobe amin'ny fiteny Anglisy ao Maraoka, mino aho fa mahita izany ianao. Raha marobe ireo teratany Maraokana mampiasa ny fahaizany teny Anglisy, ny sasany kosa dia mpampianatra na mpiasa mpila ravinahitra,
Mila Manome Toky Amin'ny Fanajana Ny Tontolo Iainana Ireo Mpitsidika an'i Palau Amin'Izao Fotoana
"Zanak'i Palau, raisiko ny fifanekena, amin'ny maha-vahiny ahy, mba hiaro sy hitandro ny nosinareo tsara tarehy sy tsy manam-paharoa."
Lahatsary: Lasa Ambasadaoron'Olom-pirenena Ireo Nandresy Tamin'ny Fifaninanan'ny Firenena Mikambana
Manolotra anareo ny horonantsary miisa 5 nandresy tamin'ny fifaninanan'ny Firenena Mikambana izahay izay nahitana ireo mpandray anjara nandefa tao anaty lahatsary ny hafatra tiany holazaina tamin'ireo mpitondra raha toa ka omena alàlana hanao izany izy ireo.
Ejipta: Manova Zavatra ireo Bitsika #Top50Eg
Nampiasain'ireo Ejiptiana mpibitsika tao amin'ny Twitter ny tenifototra hoe #Top50Eg. Tarek Amr no mitondra antsika hitety ny tontolon'ny Twitter Ejiptiana mba hilazàna ny momba izany amintsika.
Ny Firenena Notsidihako Fahatelo Amin'ny Maha Vondrom-piarahamonin'ny Global Voices Ahy
Tamin'ity volana ity, efa ho fito taona taorian'ny nialako tany Maraoka nankany Etazonia, nifindra toeran-kafa indray aho, tany Berlin, Alemaina tamin'ity indray mitoraka ity. Mbola nipetraka tany amin'ny toerana iray vaovao tanteraka indray aho, ary nahita ny tontolo avy amin'ny fomba fijery vaovao tanteraka.