Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Septambra, 2014
Adinoy Ny Rano Mangatsiaka. Mihantsy ireo Mpanao Politika ireo Mponin'ny Tanàna Ambany Mba Handeha Amin'ny Fitateram-bahoaka Ao Anatin'ny Ora Fiaingàna
Nandray anjara tamin'ny #MRTChallenge ny Loholona Grace Poe ny herinandro lasa teo, nanaraka izany ihany koa ny mpitondra tenin'ny Filoha, i Abigail Valte sy i Edwin Lacierda, andro vitsivitsy taty aoriana.