Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Janoary, 2020
Nandositra ny mponina rehefa namoaka setroka sy lavenona ilay volokano kely indrindra nifoha any Filipina
Mponina miisa 30.000 mahery no tombanana ho voakasik'izany ary nafindra toerana niala tao amin'ny faritanin'i Batangas sy Cavite noho ny fipoahan'ny volokano.