Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Jolay, 2019
Arzantina: Ny olana amin'ny fiarandalamby
Lohahevitra mahamenatra ho an'ireo Arzantina maro ny fitokisana fiaran-dalamby. Milaza ny sasany amin'ireo fitarainana goavana fa tsy mba raharahiana ny fiarandalamby, tara foana izy ireo, miova foana ny ora fiaingàina, ary marobe ireo loza miseho.
Fiainana any Panghsang, tetezan-tany Shinoa any amin'ny faritr'i Wa any Myanmar
Na dia eo aza ny toerany misy azy anaty sisintanin'i Myanmar dia mety hihevitra ianao fa any Shina rehefa mandehandeha mitsangatsangana manodidina ny tanàna .
Niteraka fihetsiketsehana sy adihevitra ny fandraràna posiposy amin'ny làlan-dehibe any Dhaka, Bangladesh
Nahitana hetsi-panoherana mahery vaika avy amin'ireo mpitarika posy sy ireo mpisera aterineto sasany izay mampiasa ity fitaovam-pitaterana mahazatra ity ny fandraràna ny posiposy amin'ny lalan-dehibe telo ao Dhaka.
Tongasoa eto Cambridge ry (avy any) Havana
Miarahaba an'i Elaine Diaz avy any Kiobà ny vondrom-piarahamonina Global Voices ao Cambridge Massachusetts.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...