Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2018

Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Oktobra, 2018

30 Oktobra 2018

Barbades, Jamaïque : Record aéronautique

"Afaka ataonao ny zavatra rehetra rehefa apetrakao amnontolo ao ny fonao"

24 Oktobra 2018

Manasongadina ireo tolona sy fandresen'ny teratany ao Papua, Indonezia ny sarimihetsika tsy miankina vaovao iray

Rising Voices

Manazava ireo ''olan'ny vahoaka teratany ao Papua amin'ny alalan'ny horonantsary fanadihadiana ary koa hanangana fanentanana ho an'ny daholobe mikasika ireo olana lehibe miantraika amin'izy ireo'' ilay fetiben'ny sarimihetsika.

17 Oktobra 2018

Koety: Fitetezana, Fitsangatsanganana ary Maro Kokoa

Manohy mitoraka blaogy mikasika ny zavatra ataony foana ao anatiny sy ivelan'ny fireneny ireo blaogera Koetiana. Mampahafantatra antsika ny vaovao mikasika ny zavatra niainan'izy ireo i Abdullatif AlOmar.

08 Oktobra 2018

Blaogera Etiopiana manome voninahitra ilay mpitatitra an-gazety tao amin'ilay fiaramanidina nianjera

Nofenoin'ireo blaogera Etiopiana fanomezam-boninahitra ho an'i Anthony Mitchell, ilay mpitatitra an-gazety tao amin'ny Associated Press, iray tamin'ireo olona 114 maty rehefa nianjera tao Kamerona atsimo ny fiaramanidina KQ50-n'ny Kenyan Airways ny Sabotsy 5 Mey 2007 vao maraina be

07 Oktobra 2018

Praiministra Portiogey Mitsidika an'i Angola, Voakiana Mafy Anaty Tambajotra Sosialy

Taorian'ny volana maro nisian'ny fifanenjanana diplaomatika teo amin'ny roa tonta, nitsidika an'i Angola i António Costa, araka izany narahan'ireo Angoley sy Portiogey marobe akaiky tokoa ny fitsidihany.

03 Oktobra 2018

Rosia: Fanadihadiana momba ny fialan-tsasatra

Ny fikambanan'ny LJ amin'ny teny Rosiana eco_altai dia toerana hihaonana sy hizarana ireo fahatsapana sy sary mahafinaritra eo amin'ireo mpankafy ny tontolo iainana ao amin'ny Repoblika Altai  any Rosia .

Ghana: Harmattan indray, Fanjakazakan'ny Vola Ghaneana, Nahoana no te-hiala ireo mpiasa Ghaneana, ary dingana 82 hanavaozana visa

Miaina harmattan i Ghana amin'izao fotoana izao, ary nahatonga ny fanehoan-kevitr'i Leanne, ao amin'ny An American in Africa, izay manazava ny momba ny harmattan izy.

Singapaoro: Teratany Soisa voampanga ho nanapotika fiarandalamby

Ny 17 May 2010, nandrava ny sakana manodidina ny fanatobian'entana ao amin'ny  orinasan’ny fitaterana nasionaly sy nandoko izany tamin'ny graffiti ilay teratany Soisa sy ilay Britanika mpiray tsikombakomba taminy. Melohina telo taona an-tranomaizina fara-faha-betsany ny fanimbazimbana ao Singapaoro sy famaizana kapoka tsora-kazo in-telo ka hatramin’ny im-balo.

01 Oktobra 2018

Palestina: Mieritreritra fandevenana tsy tena izy

Tena sarotra ho an'ny Palestiniana ao amin'ny Morondrano Andrefana sy Gaza ny hitsidika an'i Israely, ary noho ny antony ara-politika dia tsy ho vitan'ny ankamaroan'ny Arabo hafa ny manao izany, satria tsy ankatoavin'ny ankamaroan'ny firenena Arabo ho toy ny fanjakana i Isiraely.