Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Jolay, 2018
Andeha hitsangatsangana ao Japana, mivantana ao amin'ny YouTube
Efa ela ve ianao no te-hitsidika an'i Japana, saingy tsy mba afaka nanao izany? Na angamba tsy nanam-potoana, na lafo loatra ny tapakila fiaramanidina (sy ny zava-drehetra hafa momba ny fandehanana hiala-sasatra). Aza manahy--manao ny fitsangatsanganana rehetra ho anao ny fantsona Youtube Kappa2700s.
Ejipta : Maneho hevitra momba ilay fanafihana tao Kairo ireo blaogera
Nanoratra lahatsoratra fohy izay nampifandraisany ireo trangan-javatra farany niseho tao Ejipta i Grey wool Knickers, sady niezaka ny hampifandray azy ireo amin'ilay fanafihana nitranga
Fisamonin'ny bilaogin'i Bangladesh
Inona no resahin'reo bilaogy Bangladeshita
Rosia: Olona Tompotany any Avaratra
Fomba iray hanombohana hianarana ny fiainana ao amin'ny firenena lehibe indrindra manerantany ny fijerena ny ambin'ireo sary famantaran' i ugraland avy ao Khanty-Mansi Autonomus Okrug (aka Yugra, na Ugra).
Amerika Latina: Blaogera, Fiarakodia Ary Ny Zavamisy Amin'ny Fahitalavitra
[...] rehefa fantatry ny tontolom-bolongana kolombiana fa nandeha nitsangantsangana nandritra ny herinandro ho an'ny Chevrolet i Patton malaza, ny ankabeazanay dia tsy manao afatsy ny nitsiriritra azy ary nirary azy ho tsara mandroso tsara miverina.
Teny 5 fampiasa matetika amin'ny fiteny Bisaya, ny fiteny ao Cebu
Be mpampiasa ny teny Anglisy ao Filipina, saingy ilainao fantarina ihany ny teny vitsivitsy amin'ny fiteny ao an-toerana.
Nepal: Maresaka ny fianihana ny Tendrombohitra Everest
Isaky ny vanim-potoanan'ny fiakarana tendrombohitra dia mahasarika mpihanika tendrombohitra an-jatony manerana izao tontolo izao ny Tendrombohitra Everest. Ny Sherpas no lakilen'ny fahombiazana amin'ny fihaniana kanefa tsy mba mahazo fankasitrahana ireo.