Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Oktobra, 2011
Indonezia: Mariazy Ara-Pombam-Panjaka Ao Yogyakarta
Namatotra ny vona [Nanambady] ny printsesin'i Yogyakarta, Gusti Raden Ajeng (GRAj) Nurastuti Wijareni a.k.a Jeng Reni, tamin'ny talata 18 Oktobra 2011 ary nasaina nanatrika ny lanonana tamin'ny alalan'ny aterineto ny rehetra. Jeng Reni,...
Tonizia: Bilaogera Palestiniana Nosakanana Tsy Hiditra Amin'ny Fihaonamben'ny Bilaogera
Ny akoralava manodidina ny Fihaonambe Fahatelon'ireo Bilaogera Arabo, izay nisokatra omaly atao Tunis, dia niavaka manokana tamin'ny tsy fahatongavan'ireo bilaogera Palestiniana, izay nolavina tsy hahazo visa fidirana. Nanàmbatra hery ireo bilaogera mba hitaky fanazavàna.
Maraoka: Tetikasa Zotran-dalamby TGV Vita Frantsay Miteraka Resabe
Ny Alakamisy 29 Septambra 2011, nitsidika an'i Maraoka ny Filoha Frantsay Sarkozy mba hanotrona ny fanombohana ny asa fanorenana zotram-piarandalamby TGV mampitohy ireo tanàna ao Tangier sy Casablanca. Mametra-panontaniana ireo bilaogera Maraokana mikasika izay antony ao ambadik'izao ary manontany raha tena ilain'ny fireneny tokoa ny tetikasa lafo vidy be toy izao.