Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Marsa, 2021
Mpihanika telo no tsy hita popoka nandritra ny ririnina, nanandrana nihanika ny tampon'ny K2 tany Pakistana
Na dia kely aza ny vintana hahatafavoahana velona, dia manantena fahagagana ny fianakavian'ireo telo mpihanika tendrombohitra mbola tsy hita.
Ny fomba nataon'ny vondrona Facebook iray hanampiana amin'ny fanatsaràna ny fitaterana an-dalamby ao Bangladesh
Mampiasa vondrona Facebook ny sasany amin'ireo mpankafy mba hizaràna torohay, hamaliana fangatahana, ary hanomezana sosokevitra momba izay fomba hatao hanatsarana ny tolotra Fitaterana An-Dalamby ao Bangladesh.
Repoblika Serba ao Bosnia : Manampahefana ampangaina ho manao sorona eo ambony alitaran'ny fizahantany ny fahatsiarovana ilay fandripahana
Ekena fa toerana nitrangana heloka bevava nahatsiravina ny hotely Vilina Vlas nandritra ny ady tao Bosnia tamin'ny 1990 tany ho any, fa dia mbola miasa foana izy
Manana hafatra ho an'ny mpiondana ‘Attack on Titan’ ny ‘Nosy Paradisa’ Filipina
"Nosy tsy manantsiny ao amin'ny farihin'i Laguna izahay ary tsy misy ifandraisany velively amin'ny Titans."