Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Jona, 2014
Nahita Ampahan-dalana Inca Vaovao Akaikin'i Machu Picchu Ny Mpikaroka Ao Però
Tsy nisy nahamarika ilay lalana Inca nandritra ny 500 taona mahery, izay eo amin'ny iray kilaometatra sy sasany eo ny halavany.
“Newsroum : Taratasy 100 Hampahafantarana An'i Romania”
Fisantaran'andraikitry ny Celsa ny “Newsroum” : efi-tranon-gazety natokana hiadiana amin'ireo fomba fijery diso sy hampahafantarana an'i Romania amin'izao fotoana.
Asehoy Ahy Ny Vola : Tsy Mbola Voaloa Ny Onitra Noho Ny Trangam-panavakavahana Karaibiana
Valo volana aty aorian'ny namoahan'ny Fitsaràna Karaibiana didy tamin'ny fandreseny, mbola tsy naharay ny onitra tokony homena azy ihany i Shanique Myrie, izay nampiboridanina nozahàna ary tsy navela niditra tao Barbade.
Taorian'ny Famonoana Ilay Tomponà Hotely, Miaro Ny Sarin'ny Fireneny Ireo Saint Lucians
Taorian'ny nahafatesan'ny mpanankarena iray mpandraharaha tao St. Lucia, nifanakalo resaka momba ny fiantraikan' ny namonoana azy eo amin'ny fomba fijerin'ny iraisam-pirenena ny nosiny ireo mpisera an-tserasera ary raha hitarina dia hatrany amin'ny indostrian'ny fizahantaniny.