Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2021

Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Jona, 2021

Naoty karaibiàna nataon'i Hokkaido

Ao anatin'ny tanàna kely iray any amin'ny nosy farany avaratra ao Hokkaido, firy ny vintana mety hitontonanao amina Japoney iray miteny espaniôla, miaina sy miasa any amin'ny Repoblika Dominikàna nandritra ny 47 taona, ary ankehitriny manafatra ny voan-kafe tsara indrindra mety ho hitanao any Azia?? Mba hisokafana amin'ny “tsy nampoizina” rehefa...

Mikisaka koa ireo elefanta dia ao Nepal

Tamin'ity taona ity, angamba noho ny hetsiky ny olona tsy dia nisy loatra vokatr'ireo fepetra nandritra ny COVID-19, nikisaka tamin'ny làlany isantaona rehefa mifindra monina ireo elefanta avy any India mankany Nepal ka tonga dia nandeha nanitsy teo am-bohitra.

Ireo pejinay momba an i Tsidika

Fizahantany, Tsangatsangana, Vezivezy