Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Jona, 2019
Fihaonambe GV tao Medellin, Kolombià: Paisa Power ho an'izao tontolo izao

Nahavita nihaona ny vondrona GV tao Medellin, Kolombia, tamin'ny volana Jolay 2016. Fantaro izay nitranga tany!
Sanjib Chaudhary, mpanoratra amin'ny Global Voices teratany, miarahaba avy ao Nepal

Fantaro i Chaudhary, mpanoratra ato amin'ny GV mikasika an'i Nepal, blaogera, mpitsangatsangana, "mpamaky mazoto sy matimatin'ny fanatanjahantena".
Fantaro ny tarehy tsy dia matotra loatra an'i Ahmed Jedou avy any Maoritania

Mety ho mpikatroka matanjaka sy mpandala resy lahatra ny demokrasia ao amin'ny fireneny i Ahmed: Maoritania izay tena maha-Masoivoho tsara azy eto anivon'ny GV. Ivelan'izany rehetra izany, manana kalitao hafa izany afaka jerenao ao anatin'ity lahatsoratra ity i Ahmed. Mamakia finaritra !
Ireo toerana nohamaivanina ao Londona: Aiza no haleha, inona no hojerena – Avy amin'ireo mpandray anjara ato amin'ny Global Voices

Telo na efatra no sosokevitra homenay anareo, ...midadasika be ny safidy raha resaka fisotroana kafe sy trano fisakafoanana.