Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Jolay, 2022
Fomba manao ahoana no nampiombonan'ity nosy toniziana ity ny miozolomana sy ny jiosy
“Mitoetra ho tsimialonjafin'ny sivilizasiona i Djerba sy tanin'ny fandriampahalemana sy ny fandeferana ho an'ny rehetra, ka avy amin'izany no ipoiran'ny hafatry ny fitiavana sy ny fiadanana,”
Ireo fombandrazana ara-tsakafon'i Boligara ho fomba iray hamerenana indray ny tsiaro ara-kolontsaina : ireo hainahandron'i Nenibe adino tao an-tanàn'i Antimovo
Ny hainahandro eo an-toerana ao amin'ny vohitra Bolgara iray akaikin'i Danube dia mampifangaro ny fomban-drazana Vlahian sy Bolgara, manome toerana ny fisarihana ireo mpizahatany nasionaly ary koa ireo avy any Romania sy Serbia mpifanila vodirindrina.
Tranga nendran-gidro (monkeypox) voalohany ao Jamaika
Nahazo lesona be tamin'ny valanaretina COVID-19 ny firenena- nefa mety ho moramorain-javatra kosa manoloana ny hambana entin'ny areti-mifindra ve ny vahoaka?
Nahandro nentim-paharazana Bolgara: fomba iray hamerenana ny fahatsiarovana ara-kolontsaina ny tarhana
Miharihary amin'ny nahandro any atsimo atsinanan'i Bolgaria ny fitaomana tatsinanana, akaikin'ny sisintanin'i Torkia sy Gresy. Mampiroborobo ny mofomamy tarhana avy amin'ny fomba nahandro noforonin’ny renibeny i Temenuzhka Mateva.