Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Kambôdza : Fiainana andavan'andro an-tsary HDR any Phnom Penh

Mythical Dude mpiblaogy mipetraka any Phnom Penh no manapariaka tahala-tsary HDR/GGD mampiseho ny fiainana andavan'andro izay nangoniny, ao amin'ny pejiny ao amin'ny vohikala Flickr.

[FANAMPIM-PANAZAVANA : ny HDR na GGD (High Dynamic Range photography | Imagerie à Grande Gamme Dynamique) dia fitambarana teknika ampiharina amin'ny sary amin'ny alalan'ny solosaina izay ahafahana manome sanda bebe kokoa ireo “pixel” tsirairay. Endrika vaovao no vokatr'izany sary izany. Tsahivina fa ny sary dia fitambarana “pixel” | Lahatsoratra hafa misy rohy sary sahala : Japàna amin'ny endrika vaovao >>]

4 hevitra

  • tsara rangahy ilay tahala-tsary ka… mbola sarotra ihany koa ny handika azy amin’ny teny malagasy koa!

  • Ianao no isaorana amin’ilay “tahala-tsary” … feno teny vahiny izy ity, akory atao fa raha mba te hampiseho zava-baovao dia tsy maintsy mifanehitra hatrany amin’ny voambolaña miandry anareo hamorona azy 😉

  • Kay! hay tonga dia niova koa ny tany anaty lahatsoratra!!! haingana be izy izany. Mbola mitady voambolana amin’io isika fa sarotra koa ny mieritreritra ilay izy an! nefa ilay zavatra tena mahaliana dia mahaliana tokoa. Tahaka ny velona izany mihitsy ilay sary.

  • Raha tsy nampina ilay fanazavana dia izaho aloha tsy nahazo any ilay HDR mihitsy.

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.