Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Oktobra, 2017
Okraina: Sary Avy Any Kherson
"Mitsena anao ao amin'ny Tontolo Hoavy Masaka ny 'raboto' "
Albania: Ny Fomba Fanamboarana Raki
Taorian'ny tapa-bolana, efa vonona havadika ho raki ny voaloboka. Voalohany, arotsaka ao anaty fanasivanana izy ireo ...
Romania: Mihira Ny Noely
"Fahatsiarovana avy any Romania: Tamin'ny andro farany nijanonako tao [ Onesti ], maro tamin'ireo mpianatra no tonga tao amin'ny" Cancelarie "(efitranon'ny mpiasa) mba hihira ireo hiran'ny noely ho an'ny mpampianatra. Tsy nieritreritra mihitsy aho hoe efa niomana ny hanao izany izy ireo, tena fahatsiarovana mahafinaritra tsy hay hadinoina :) "- avy amin'ny L-plate big cheese
Tsy Hita Tany Kambodza I Eddie Gibson
Tamin'ny volana Oktobra 2004, tsy hita i Eddie Gibson, 19 taona rehefa nandeha tany Kambodza avy any Thailandy. Tsy nisy olona nahafantatra ny toerana misy an'ity mpitsangatsangana Anglisy ity mihitsy hatramin'izao. Efa nandalo tany Kambodza ireo ray aman-dreniny ary nanome valisoa ho an'izay manome vaovao momba an'i Eddie Gibson izy ireo.
Bosnia Sy Herzegovina: Mamahana Bilaogin-tsary An’ I Sarajevo
Teraka tao Sarajevo, niaina ady tao Sarajevo, mipetraka ao Sarajevo. Misotro ronono ankehitriny. Nividy Canon A75 tamin'ny volana Janoary ary nahita ny fitiavana maka sary.......
Sodàna: Tonga ny Shinoa Ary Tsy Azo Ny Fitantànana Ny Firaisambe Afrikana
Fa tandremo : liana marina amin'ny fandraharahana aty Afrika ve ny Shinoa sa misy zavatra hafa koboniny ?