Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Avrily, 2008
Pôlôna : Vazivazy mikasika ireo andry mitondra toro-làlana
Polandian no manolotra izay dikan'ireo andry mitondra toro-làlana any Pôlôna : Polish drivers have a rather relaxed attitude to traffic laws. It may be necessary to provide an interpretation of...
Rosìa : Moasko sy New York
Two-Zero no manome ny heviny hoe tsy i Moasko velively no : the new New York. “New York vaovao.”
Montenegro: Podgorica
Csíkszereda Musings no manoratra momba ny renivohitry Montenegro dia i Podgorica: “Podgorica no nantsoina fahiny hoe Titograd, izay anarana mampahatsiahy zavatra mahafinaritra, fa mampanembona ny fofon’ny orinasana milina mpitarika (tirakitera),...
Marôka : Mitaky fiompiana kisoa ireo mpizahatany
The View from Fez [topi-maso avy any Fez] any Marôka no mitatitra ny fisian'ny fiompiana kisoa any amin'ny firenena izay Silamo sady fady tsy mihinana izany : One of the...