Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Janoary, 2008
Letonia: Raharaha maizin’ny olom-pirenena rosiana
Marginalia no mitatitra: “Raharaha maizina mahavàka iray hafa indray mahatafiditra an’i Letonia – dia ny fivarotana pasipaoro eo ho eo amin’ny zato ho ana mpanankarembe izay olom-pirenena Rosiana ny ankamaroany...
Bahamas: Ny fizahantany sy ny heloka bevava
“Tokony ho fantatry ny governemanta sy ny Bahamiana amin’ny ankapobeny fa zavamiseho marolafy izay mitaky zavatra hafa ankoatra ny torapasika mahafinaritra, fitaninan’andro ary ny filomanosana andranomasina ny fizahantany”: Anisan-dresaka nataon’i...
Sodana : Mpiblaogy Aotrisiana miblaogy ny nitazonana azy
Ingahy Thomas Hirschvogel mpiteti-tany Aotrisiana dia mitantara momba ny nitazonan'ny manam-pahefana azy tany Sodana nohon'ny fiheverana azy ho mpitsikilo : « well, the postcards didn't cause any troubles, but the...