Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Mey, 2008

Arzantina: Tsy masaka izany fiaran-dalamby haingam-pandeha izany

  18 Mey 2008

Efa vonona ny soritr'asa fampitohizana amin'ny alalan'ny fiaran-dalamby haingam-pandeha ny tanànan'i Buenos Aires sy Rosario ary Córdboa izay mitentina 4 miliara dollars ety ampanombohana. Manolotra lisitra lavabe ny antony ilazany fa hevitra tsy masaka io soritr'asa io ary hanimba vondron'olona maro isan-kazarany. [es]

Albania : Trano miravaka loko marevaka

  16 Mey 2008

Traveler [mpizahatany] no manapariaka ao amin'ny blaogy Stepping Stones [mitsambikina ambony harambato] andiantsary trano miravaka loko marevaka nalaina tany Tirana, any Albania : Can you imagine what it is like to live in a city with buildings this fantastic???? It's been a grey, overcast day and I thought it was...

Dobay : Trozona sy patsa

Sha3teely mpiblaogy Jordaniana no mizara izay eritreriny raha nitsidika ny tananan'i Dobay andro vitsy izy sady nanapariaka sary vitsivitsy : This trip simply showed me how much poor, unimportant, dispensable and small creature I am… it showed me how big is the world and how far are we. It showed...

Ireo pejinay momba an i Tsidika

Fizahantany, Tsangatsangana, Vezivezy