Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Jona, 2008
Faritra Balkanika : Michael J. Totten mpizahatany
Michael J. Totten ao amin'ny gazety Middle East Journal no manapariaka lahatsoratra ravahina sary mikasika ny diany farany tany amin'ny faritra Balkanika (93 ireo hafatra voarainy); LimbicNutrition Weblog kosa dia nanoratra...
Lithoanìa : Mampiasa fitaovana harifomba Segway ny Polisy
navalny izay mpampiasa ny vohikala LJ [livejournal.com] no manapariaka sary ahitana Polisy mampiasa fitaovana harifomba ifamoivoizana Segway any Palanga, izay tanana amoron-dranomasina Baltika, any Lithoanìa (RUS).
Hôngria : Ireo Blaogin-tsary
Ary satria efa herinandro sisa tsy ihavian'ny Global Voices Citizen Media Summit izay hotanterahina any Bodàpestà, rehefa avy nampahalala anareo bebe kokoa momba ireo blaogy mivoy mikasika ireo sakafo Hôngroa...
Nizeria : Tsy misy izay ilàna azy ny Masoivoho Frantsay
Adeola Aderounmu mpiblaogy Nizeriana no manapariaka ao amin'ny Thy Glory O Nigeria..! [Izato lazanao ry Nizeria ô ..!] mihevitra fa tsy misy izay ilàna azy ny Masoivoho Frantsay any Nizeria :...
Kenya : Filoham-pirenena izay efa nandeha taxibe hipoka
Kumekucha manoratra mikasika an'i Barack Obama sy Kenya : I will not pretend to even understand the Obama phenomenon. I leave that to more informed writers than myself. But for...