Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Marsa, 2010
Però: mpanamory lasa olo-malazan'ny aterineto
Noho ny fomba fiteny fiarahabana miavaka nataony tamin'ny 20 desambra 2009 voarakitra an-dahatsary, dia nahasarika olona maro dia maro any Però hijery azy ao amin'ny Youtube ny lehiben'ny sidina (commandant...
Maraoka : Ka ny bolongan'iza ary no BOMB e?
Ny fifaninanana Best Of Morocco Blog,[Bolongana Maraokana Tsara indrindra] na ny BOMBies, no fifaninanana famahanam-bolongana fanao isan-taona farany indrindra. Mifantoka amina bolongana miteny anglisy izy ity. Nikatona tamin'ny 21 febroary...