Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Janoary, 2014
SARIPIKA: Drone Maka Sary Ny Hakanton'i Thailand
Tamin'ny fampiasana "drone" ilay bilaogera Richard Barrow monina ao Thailand no mizara sary talaky maso maro mahasondriana ao amin'io firenena iray io. Nampiasaina ihany koany "drones" hanarahana ny fizotry ny fihetsiketsehana any Bangkok
Uruguay Anatin'ny Toerana Andehanana 10 Tsara Indrindra In'Efatra Taona Misesy
Isan-taona ny Ethical Traveler no misafidy ny firenena andalam-pandrosoana folo tsara fitsidika indrindra. Tsy maintsy manaporofo ny adidiny amin'ny fiarovana sy fitehirizana ny loharanon-karenany ara-boajanahary ao aminy ireo firenena ireo.
Voaràra Rehefa Mety Ho Ranon-javatra Tsy Ho Entina Anaty Fiaramanidina Ao Rosia

Tohin'ireo fipoahana roa tao Volgograd taohan'ny fialantsasatry ny Taona Vaovao [GV article], niverina nandinika ny fepetrany ny Ministeran'ny Fitaterana ao Rosia mikasika izay azon'ireo mpandeha entina any anaty fiaramanidina
Shinoa Mpikatroka Zon'ny Vehivavy Mandeha An-tongotra 2 000 Kilometatra Ho Fanoherana Ny Fanararaotana Ara-Pananahana
Feno efa-bolana ny fitsangatsangana an-tongotra niala tao Beijing mankany Guangzou nataon'ilay mpikatroka miaro ny zon'ny vehivavy, Xiao Meili.
SARIPIKA: Olombelon'i Ethiopia
Raha namakivaky an'i Ethiopia aho tamin'ity fahavaratra ity dia nanangana tahala ahafahako mizara ny indray mitopy mason'ny fiainan'ny vahiny, namana vaovao, ary ny fomba fiainana mahavalalanina manomboka azoko tany. Aingam-panahy avy amin'ny Olombelon'i New York an'i Brandon - Nina Steinberg
Birmania Tamin'ny 1897: Saripika 10 Rakitry Ny Ela
Nifantina saripika folo izahay avy tao amin'ny tahirintsary Flickr mifandimbin'ny British Library , izay manome topimaso mahaliana momba ny fiainan'ny fiarahamonina Birmana nandritry ny taonjato faha-19 lasa iny