Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Jolay, 2016
Tsarovana Noho Ny Fitiavany Ny Kisendrasendra i Harold La Borde, Trinidianina Voalohany Nitety Sambo Izao Tontolo Izao.
"Misy ireo mahery fo amin'ny anarana ary misy ireo mahery fo amin'ny angano izay hivelona mandritra ny taona. Ilay namoy ny ainy Harold La Borde no farany."
Sary Hosodoko Fahagola Hita Vao Haingana, Mety Hanova Ny Tantaran'ny Machu Picchu Araka Ny Nahafantarantska Azy Hatrizay
Miverina eny anivon'ny fampahalalambaovao i Machu Picchu, taorian'ny nahitàna zohy roa, anjatony metatra vitsy miala ireo toerana fizahantany misy sary hosodoko malaza.
Fifaninan-tSary Mamoaka Ny Biby Sy Zavamaniry Mahatalanjona Ao Amin'ny Farihy Ohrid Ao Makedonia sy Albania
Asehon'ireo sary ny vorombe mangina, trondro sy hazandranomamy isan-karazany ary misy ihany koa aza fanaka an-trano ao anaty rano na amoron-drano.