· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Oktobra, 2007

Estonìa : Anaram-bosotra

  20 Oktobra 2007

Ny blaogy Itching for Eestimaa dia manolotra fanazavana [Anglisy] momba ny famoronana anaram-bosotra izay sintonina avy amin'ny anarana ihany any Estonia. When forming nicknames in Estonia, usually they chop the...

Sorinàma : Naka sary ny manda Zeelandia

  14 Oktobra 2007

Ny mpiblaogy Taran Rampersad izay monina any Trinite-sy-Tôbagô dia nahatsikaritra indray rehefa namangy ny mandan'i Zeelandia [Fort Zeelandia] [Anglisy] any Sorinàma [Suriname], fa « tsy ny vakoka manontolo no maimaim-poana...

Ireo pejinay momba an i Tsidika

Fizahantany, Tsangatsangana, Vezivezy