Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Aogositra, 2018
Horohorontany tany Laos, re hatrany Thailandy
Namely ny avaratra andrefan'i Laos ny horohorontany nahatratra 6,1 amin'ny refy Richter. Tsy nisy niresaka momba ny horohorontany tamin'ireo bilaogera vitsivitsy tao Laos tamin'ny fotoana nanoratana. Nisy ireo bilaogera no nanoratra momba ilay horohorontany tany Thailandy izay mpifanolo-bodirindrina aminy.
Meksika: Mamantatra ny araben'i Meksika amin'ny alàlan'ny Google Street View
Nandany ny tolakandrony tamin'ny fijerena sary ny Meksikana, natomboka ho an'ny tanandehiben'i Mexico (renivohitra),Guadalajara, Monterrey ary ny tanàndehibe miisa dimy hafa Meksikana tamin'ny Google Street View, tolotra iray ao amin'ny Google izay maka sary ny làlambe any amin'ny tanàndehibe lehibe indrindra manerantany hatreny amin'ny arabe ny olona.
‘Parkour’ ho an'ny fandriampahalemana: Mamadika ny tontolon'ny ady ho toerana filalaovan'ny devoly ireo tanora sahisahy ao Kabul
''Rehefa niezaka ny hanatrika hetsika parkour tao Eoropa izahay, ,nolavina ny visa anay fa satria pasipaoro Afgana no teny an-tànana.''