Sary Avy Any Okraina : “Ny Baolina Kitra Tavoahangin-drano”

(Marihina fa tamin'ny 21 May 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)


Avy amin'i Dan McMinn tao amin'ny Orange Ukraine

Tavoahangin-drano 2 litatra no ataon'ireo mpankafy baolina kitra tia karokaroka any an-Tendrombohitra Carpathiana any Okraina ho baolina.

Jereo ato ny tatitra nataon'i Dan momba ny diany ho any amin'ny faritra Carpathiana, ary ato ireo sary maromaro kokoa. Hita ato ny tatitra hafa nataon'i Dan tamin'ny diany tany Okraina, anisan'izany ny iray avy any Chernobyl .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.