Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Desambra, 2007
Brezila : Momba ny fandrombahana ny amboara tamin'ny fifaninanana sarimihetsika tamin'ny YouTube
Ny mpiblaogy Rodrigo Savazoni dia manararotra ny fandresen'ny sarimihetsika Breziliana tamin'ny fifaninanana sarimehtsika fohy [short film | court-metrage] YouTube Project:Direct hiresahana momba ireo zava-baovao momba ny sarimihetsika izay ateraky ny fivoaran'ny teknolojia : « Eu só consigo ver o lado positivo disso. Porque ninguém vai deixar de ver bons filmes e muito...
Egypta : Momban'ny tantaran'ilay totozy manidina
Fony isika mbola zaza dia samy nijery ireny sarimihetsika an-tsariitatra natao hoan'ny ankizy na “dessins animés” ireny. Raha ny tena marina dia maro amintsika no mbola tia mijery ireny na dia efa izao lehibe izao aza. Ary tsindraindray ny sasany amin'izy ireny dia mifahatra ao an-tsaintsika ao ary manana fiantraikany amin'ny fiainantsika aza. Ny mpiblaogy Captain...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...